Most heated discussions

Find the most engaging posts on social media over the past years

Ny Sihanaka izay midika hoe “olon’ny farihy” dia monina any amin’ny faritry ny farihin’ Alaotra izay mpamokatra vary be indrindra […]
Azo faritana ao anatin’ireto zavatra dimy manaraka ireto ny mampiavaka ny Sakalava.1) Ny fiteniny: ny fampitahana rakibolana sy voambolana teo […]
Ny rafi-piarahamonina Merina nentim-paharazana dia nifototra tamin’ny fivondronana fianakaviana sy tanΓ na. Nampiavaka azy ireo ny tsy fanambadiana olon-kafa ivelan’io rafitra […]
Ny Bezanozano dia midika hoe “ireo maro randrana kely” araka ny endriky ny volony. Ao amin’ny faritr’i Moramanga any amin’ny […]
Ny Betsimisaraka dia monina any amin’ny morontsiraka atsinanan’ny nosy miala avy any Sambava any avaratra ka hatrany Mananjary any atsimo. […]
Ny hoe Betsileo dia midika hoe “ireo maro be tsy mety resena”. Izy ireo dia monina any amin’ny faritra Fianarantsoa […]
Ny hoe Antambahoaka dia midika hoe “an’ny vahoaka”. Monina any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana any amin’ny faritry Mananjary izy ireo […]
Ny Antemoro dia midika hoe “Ireo eny amorontsiraka”. 𝐀𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧𝐭𝐬𝐒𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨 𝐚𝐭𝐬𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐚𝐳𝐲. Voalaza fa arabo […]
Ny Antakarana dia olona avy any avaratra any amin’ny faritra Diego-Suarez, monina akaikin’ny Tsingin’ Ankarana izay niavian’ny anarany. Manomboka eo […]

Β© 2016-2024 Language and Culture Center - Madagascar.