Categories:

LCC Madagascar wants to show the world, starting from people at home, that the country is full of young talented people. We would like to make their gift known and also encourage them to nurture it. We believe that the young talents initiative #LCC_jeunes_artistes can contribute to making you discover the beauty of our people, our culture, and our country. Since the beginning of #LCC_jeunes_artistes in 2016, we have organized different events such as exhibitions, workshops, concerts, debate and discussion, and seminars.

If you are from Madagascar or if you love Madagascar and want to be one of the young talents, get in touch! https://www.facebook.com/lccmadagascar We would very happy to welcome you in our small community.

🇲🇬 LCC Madagascar dia mahatsapa fa maro ny tanora malagasy no manan-talenta sy tena mahavita zavatra tsara, mendrika ny omen-danja sy hatosika, nefa tsy ampy ny fampafantarana azy ireny. Noho izany indrindra dia anisan’ny tanjon’ny LCC ny:

– Mampirisika ny tanora malagasy hanolokolo sy hampitombo ny talentany,

– Mampafantatra ny sangan’asan’izy ireo mba ahafahany mivelatra ao anatin’ny tontolon’ny kanto malagasy.

Ny fanomezana sehatra ny #LCC_jeunes_artistes #LCC_jeunes_talents dia efa nanomboka ny volana Jona 2016 ka mitohy mandrak’ankehitriny.

Origami arts made by LCC members to prepare a cultural event

Ireo tanora manan-talenta rehetra izay maniry ny haneho ny sangan’asany (fampahafantarana, fampirantiana, fizarana, fifanakalozana…) eto amin’ny #LCC_Madagascar dia hasaina ampitiavana handefa hafatra miafina (mp) ato amin’ny pejy https://www.facebook.com/lccmadagascar. Andao aseho an’izao tontolo izao fa mahavita ny tanora malagasy!

Tags:

Comments are closed

Recent Comments

No comments to show.

© 2016-2024 Language and Culture Center - Madagascar.