Categories:
Ny Antemoro dia midika hoe “Ireo eny amorontsiraka”. 𝐀𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐚𝐳𝐲. Voalaza fa arabo ny razambeny ary ny Antemoro dia anisan’ireo manana ny sorabe, lahatsoratra malagasy mirakitra tantara sy fomban-drazana nosoratana tamin’ny […]