Categories:

Ny Antakarana dia olona avy any avaratra any amin’ny faritra Diego-Suarez, monina akaikin’ny Tsingin’ Ankarana izay niavian’ny anarany. Manomboka eo Ambilobe ka hatrany Cap d’Ambre ny faritra misy azy ireo izay mamokatra ny dipoavatra tsara indrindra manerana ny nosy. Mazàna mpanjono sy mpiompy izy ireo ary ny finoany sy ny fomban-drazany dia mifamatotra akaiky amin’ireo andriamanitra voajanahary amin’ny zavamaniry, hazo, riandrano, tendrombohitra na zavatra voajanaharyhafa. Ny teny hoe Antankarana dia midika hoe “olon’ny ankarana”.

Nangonin’i #LCC_Madagascar
Association Fort-dauphin point org
Dika teny malalaka: LCC Madagascar

Follow the discussion on Facebook: https://www.facebook.com/lccmadagascar/photos/3883821048300802

Comments are closed

Recent Comments

No comments to show.

© 2016-2024 Language and Culture Center - Madagascar.