Categories:

Ny Sihanaka izay midika hoe “olon’ny farihy” dia monina any amin’ny faritry ny farihin’ Alaotra izay mpamokatra vary be indrindra eto Madagasikara. Ny tantara/angano dia milaza ny fipetrahan’ny Vazimba teratany tamin’io faritra io. Mpanarato sy mpamboly vary ny […]

Categories:

Azo faritana ao anatin’ireto zavatra dimy manaraka ireto ny mampiavaka ny Sakalava.1) Ny fiteniny: ny fampitahana rakibolana sy voambolana teo anelanelan’ny 1850 sy 1945 dia naneho fa ny teny Sakalava no misy ny teny Swahili sy teny Bantu […]

Categories:

Ny rafi-piarahamonina Merina nentim-paharazana dia nifototra tamin’ny fivondronana fianakaviana sy tanΓ na. Nampiavaka azy ireo ny tsy fanambadiana olon-kafa ivelan’io rafitra io ary fomba fanaony ny fanambadiana amboarina izay mbola misy manaraka ankehitriny. Manan-danja lavitra ho azy ireo ny […]

Categories:

Ny Bezanozano dia midika hoe “ireo maro randrana kely” araka ny endriky ny volony. Ao amin’ny faritr’i Moramanga any amin’ny tany lemaka manodidina ny renirano Mangoro no toerana misy azy ireo. Fahiny dia nanorina tanΓ na mimanda teny antampo-kavoana […]

Categories:

Ny Betsimisaraka dia monina any amin’ny morontsiraka atsinanan’ny nosy miala avy any Sambava any avaratra ka hatrany Mananjary any atsimo. Na dia lazaina aza hoe “be tsy misaraka” izy ireo dia ahitana vondrona maro samihafa ao aminy. Tamin’ny […]

Categories:

Ny hoe Betsileo dia midika hoe “ireo maro be tsy mety resena”. Izy ireo dia monina any amin’ny faritra Fianarantsoa sy ny manondidina. Tamin’ny faramparan’ny taonjato faha 17 sy faha 18 tany dia fanjakana maromaro no nanjaka tao […]

Categories:

Ny hoe Antambahoaka dia midika hoe “an’ny vahoaka”. Monina any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana any amin’ny faritry Mananjary izy ireo ary voalaza fa tonga teto Madagasikara teo anelanelan’ny taonjato faha 10 sy taonjato faha 12 avy any Mekka. […]

Categories:

Ny Antemoro dia midika hoe “Ireo eny amorontsiraka”. 𝐀𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧𝐭𝐬𝐒𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨 𝐚𝐭𝐬𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐚𝐳𝐲. Voalaza fa arabo ny razambeny ary ny Antemoro dia anisan’ireo manana ny sorabe, lahatsoratra malagasy mirakitra tantara sy fomban-drazana nosoratana tamin’ny […]

Categories:

Ny Antakarana dia olona avy any avaratra any amin’ny faritra Diego-Suarez, monina akaikin’ny Tsingin’ Ankarana izay niavian’ny anarany. Manomboka eo Ambilobe ka hatrany Cap d’Ambre ny faritra misy azy ireo izay mamokatra ny dipoavatra tsara indrindra manerana ny […]

Recent Comments

No comments to show.

Β© 2016-2024 Language and Culture Center - Madagascar.